Niu Raza - Arendrina Taratasy

Mba tadidinao ve ilay lalana?
Falehantsika mandeha sekoly
Teo tsika ilay nampiaraka
Mialohany ny tsy maintsy mody
Arivariva mody masoandro
Masoandron' Antananarivo
Ianao ilay zatra manatitra ahy
Tsy adinoko

Tsiaro tsiaro ihany ireo
Tsy azo afangaro
Misento sisa aho raha
Mba sendra aho mahatsiaro
Fa toy ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao, efa May may
Satria ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao efa May may
Satria ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao
Efa May may
May may

Mba tadidinao ve ilay fiainana?
Ilay isika roa majentsika bus
Hijanona eo Mahamasina
Rehefa tsena eo alakamisy
Arivariva mody masoandro
Masoandron' Antananarivo
Ilay tananao mamihina ahy
Tsy adinoko

Tsiaro tsiaro ihany ireo
Tsy azo afangaro
Misento sisa aho raha
Mba sendra aho mahatsiaro
Fa toy ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao, efa May may
Satria ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao efa May may
Satria ny arendrina taratasy o
Isika sy ianao
Efa May may
May may

Written by:
Ny Ony Razafindratandra

Publisher:
Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics powered by Lyric Find

Niu Raza

Niu Raza

View Profile