Niu Raza - Tsy Irery

Raha misy ny manjo
Ianao marary fo
Rehefa ianao mitomany
Antsoy aho
Raha toa solafaka
Rehefa ianao te hiresaka
Fa izay no ma namana
Antsoy aho

Namako o
Hainao fa 'zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho
Havako o
Hainao fa 'zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao tsy irery
Tsarovy fa ianao tsy irery oa
Fa 'zah tsy manary anao
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao tsy irery
Tsarovy fa ianao tsy irery oa
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto

Raiso ny tanako
Ianao raha sendra lavo
Ianao aza be ambom-po
Antsoy aho
Lazao ahy raha marary
Ambarao ny tsy mety
Eto aho hanambitamby
Antsoy aho

Namako o
Hainao fa 'zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho
Havako o
Hainao fa 'zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao tsy irery
Tsarovy fa ianao tsy irery oa
Fa 'zah tsy manary anao
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao tsy irery
Tsarovy fa ianao tsy irery oa
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto
Fa izaho eto
Eto ho eto

Ooo tsy hanary anao izany
Izaho ty tsy hanary anao izany
Ooo tsy hanary anao izany
Izaho ty tsy hanary anao izany
Ooo tsy hanary anao izany
Izaho ty tsy hanary anao izany
Ooo tsy hanary anao izany
Izaho ty tsy hanary anao izany

Written by:
Ny Ony Razafindratandra

Publisher:
Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics powered by Lyric Find

Niu Raza

Niu Raza

View Profile